Entry fisintonana (sintona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana
Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao
Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana [1.1]
Examples Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano. [2.356]
Compound words 

Entry fisintonana
Part of speech noun
Explanations in French Dérivabilité, extraction [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/24