Entry fisingorana (singotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [1.1]

Updated on 2023/01/05