|
|
|
|

Entry1  fisesehana
Root  2 sesika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
5 Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
6 Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. [1.1]

Updated on 2025/12/08