|
|
|
|

Entry1  fisendahana
Root  2 sendaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
5 Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [1.1]

Updated on 2025/12/08