Entry fisembanana (sembana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandalovana miserana, fiseranana: Ny fisembanan'izany hevitra izany tao an-tsaiko no anton'ny niantsoako anao. [1.1]

Updated on 2023/01/05