|
|
|
|

Entry1  fiselontselonana
Root  2 selontselona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandalondalovana, fivezivezena eo anoloan'olona: Sady tsy fahalalam-pomba no fanelingelenana ny sasany ny fiselontselonana eo anoloany. [1.1]

Updated on 2025/12/08