Entry |
fisehoana
(seho)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny [1.1]
|
Explanations in French | L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause [1.3]
|
| Apparition [1.13]
|
Examples |
1 | Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana"
[2.436]
|
2 | Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony.
[1.381]
|
|
Compound words |
|
|