Entry fisehoana (seho)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany
Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy
Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny [1.1]
Explanations in French L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause [1.3]
 Apparition [1.13]
Examples 
1Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" [2.436]
2Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381]
Compound words 

Updated on 2023/09/10