Entry fisavihana (savika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy
Fandraisana (omby) amin' ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby!
Fihamboana zavatra tsy an' ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io [1.1]

Updated on 2023/01/05