| Entry | 1 fisavàna |
| Root | 2 sava |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very
5 Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra 6 Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao 7 Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay 8 Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra [1.1] |
| Quotes | 9 Texts mentioning that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|