Entry | fisarihana (sarika) | ||
Part of speech | noun | ||
Malagasy definition | Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato ¶ Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny ¶ Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [Rajemisa 1985] | ||
French translation | attraction, tirage [SLP 1986] | ||
Compound words, titles, names |
| ||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |