Entry fisarihana (sarika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1]
Explanations in French Attraction, tirage [1.13]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11