Entry fisantarana (santatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin' ny alahady no fisantaran' Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05