Entry fisandratana (sandratra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka
Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona [1.1]
Synonyms fisandratra
Proverbs 

Updated on 2023/01/05