Entry fisandrahaka (sandrahaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran' ny rantsana betsaka: Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinala [1.1]

Updated on 2023/01/05