Entry fisambotra (sambotra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika"
Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra [1.1]
Examples Ka hataontsika ahoana no fisambotra io? [2.293]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14