Entry | fisamboritana (samboritra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1] | |
Synonyms | fisamboritra | |
Updated on 2023/01/05 |