Entry fisamboritana (samboritra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga
Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1]
Synonyms fisamboritra

Updated on 2023/01/05