Entry | 1 fisalasalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka |
Explanations in English |
4 [1.7] doubt, hesitation |
Explanations in French |
5 [1.8] doute; hésitation |
Examples |
6 [2.296] Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. 7 [2.606] Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. 8 [2.470] Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. |
Root | 9 salasala |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |