Entry fisalasalana (salasala)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1]
Explanations in English Doubt, hesitation [1.7]
Explanations in French Doute; hésitation [1.8]
Examples 
1Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [2.296]
2Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606]
3Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/09/04