Entry fisakodinana (sakodina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivoivoizana, fivezivezena: Tsy misy tsy gaga nahita ny fisakodinan' iny tovolahy iny eran' ny tanàna [1.1]

Updated on 2023/01/05