Entry fisahotahana (sahotaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan' ny vahoaka no tsy hita holazaina [1.1]

Updated on 2023/01/05