Entry fisahiranana (sahirana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo [1.1]

Updated on 2023/01/05