Entry fisahanana (sahana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [Rajemisa 1985]

Entry fisahañana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] fitsapana [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] fanoharana, fanandramana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31