Entry fisahanana (sahana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [1.1]
Explanations in French L’action de faire face à un travail [1.3]
Examples 
1Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna. [1.320]
2Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana. [4.27]

Entry fisahañana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] fitsapana [1.78]
  [Tanala] fanoharana, fanandramana [1.78]

Updated on 2024/02/08