Entry | 1 fisafotofotoana |
Root | 2 safotofoto |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa |
Explanations in French |
5 [1.3] l'embrouillement, l’action de se démener de colère |
Updated on 2024/12/11 |