Entry fisafoana (safo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana hatoka no nataony
Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin' ny sivy ora ny fisafoana ao amin' ny hopitaly
Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan' ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary misehoho miasa tsara [1.1]

Updated on 2023/01/05