|
|
|
|

Entry1  fisadika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany
Root  4  sadika

Updated on 2024/12/11