|
|
|
|

Entry1  firarazana
Elementary words  2 firary, 3 razana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 [Sihanaka] toerana firariana, faniriana, fivavahana [1.78]
6 Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1]
Explanations in English  7 see rary, anjoro. [1.2]

Updated on 2026/02/04