Entry firaisan-kina
Elementary words firaisana ; hina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray [1.1]
Explanations in English Unity of purpose [1.7]
Explanations in French Union d'efforts, solidarité [1.8]
 [ firaisankina ] Solidarité [1.13]
Examples 
1Tsy atoroko anareo ny firaisankina. [2.895]
2Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana [2.558]
3Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. [1.369]
4Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina [2.996]
5Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly [2.606]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/09