Entry firaisam-pokontany (iray, foko, tany)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Explanations in French Littéralement "union des collectivités [...] [full text in 1.5]
Examples Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [4.27]
Vocabulary 
Synonyms firaisana

Updated on 2022/02/28