Entry firaisam-pokontany (iray, foko, tany)
Part of speech expression
Malagasy definition Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [Rajemisa 1985]
French definition littéralement "union des collectivités [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Synonyms firaisana
Examples Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [SeFaFi ]

2015/02/19