Entry fipetrahana (petraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitombenana: Mahavo azy ny fipetrahan' ny alika noho ny fitsanganany
Fitoerana: Aiza ny fipetrahan' ny sira ato an-dakozia?
Fonenana: Any ambanivohitra no fipetrahanay raha vakansy [1.1]
Explanations in English The act of sitting; a seat [1.7]
Explanations in French L'action de s'asseoir, le séjour, le lieu, le siège [1.3]
 Action de s'asseoir; siège [1.8]
Examples 
1Akalam-bory kely teo anoloan' ny fatana no fipetrahan' I Neny na mahandro izy na mihinan-kanina. [2.472]
2Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga [2.996]
Morphology 
Simple : fipetrahana, fipetrahako, fipetrahanao, fipetrahany, fipetrahantsika, fipetrahanay, fipetrahanareo, fipetrahan', fipetrahan-, fipetraham-, fipetraha-
Prefixed : -pipetrahana, -pipetrahako, -pipetrahanao, -pipetrahany, -pipetrahantsika, -pipetrahanay, -pipetrahanareo, -pipetrahan', -pipetrahan-, -pipetraham-, -pipetraha-

Updated on 2023/01/20