|
|
|
|

Entry1  fiovana
Root  2  ova
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo
Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao
Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina
Explanations in French  5  [1.3#473] l'action de changer
6  [1.13] modification, changement, mutation
Examples  7  Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny [2.470]
8  Misy fiovana ny sain'olombelona [2.471]
9  Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy [2.472]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  25  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafain, voafina

Updated on 2023/05/18