Entry finlandey
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy [ failandey ] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Failandy: i Helsinki no renivohitry ny Failandey
Mikasika an' i Failandy, an' i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaovan-taratasy no orinasa failandey malaza indrindra [1.1]
Vocabulary 
Analogs  Finlandy

Updated on 2020/07/31