Entry finiavana (nia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1]
Explanations in English Intent or purpose to do something [1.7]
Explanations in French L'intention de faire une chose [1.8]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20