Entry filofosana (lofo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [1.1]

Entry filofosana (lofo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [1.1]

Updated on 2020/07/31