|
|
|
|

Entry1  filerana
Root  2  lerana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano
Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy

Anagrams  5  fanelirà, filerana

Updated on 2023/01/05