Entry (1/2) | 1 filazana |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. |
Explanations in English |
5 [1.7] a report, an announcement |
Explanations in French |
6 [1.3] l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) 7 [1.5] annonce, avis |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles | 14 Filazantsara () |
Entry (2/2) | 15 Filazana |
Elementary words | 16 filazana |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
18 Geography: towns |
Anagrams | 19 falazañy, falazina, filazana, Filazana, finalaza, zanafaly |
Updated on 2024/05/27 |