Entry filazan > filazana (laza)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1]
Explanations in English A report, an announcement [1.7]
Explanations in French L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3]
 Annonce, avis [1.5]
Compound words 
Toponyms 

Entry filazan > Filazana
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -21.2666667, 46.6666667

Anagrams 

Entry filazan > filaza (laza)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina milaza
Azo lazaina [1.1]
Explanations in French Ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3]
Examples 
1Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117]
2Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285]
3Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245]
4Filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4]
Morphology 
Simple : filaza, filazako, filazanao, filazany, filazantsika, filazanay, filazanareo, filazan', filazan-, filazam-
Prefixed : -pilaza, -pilazako, -pilazanao, -pilazany, -pilazantsika, -pilazanay, -pilazanareo, -pilazan', -pilazan-, -pilazam-
Compound words 
Proverbs 

Anagrams