Entry filankevitry ny ministra
Elementary words filankevitra ; ministra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony [1.62]

Updated on 2023/03/25