|
|
|
|

Entry1  fikoraka (koraka)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomban' ny akohovavy mikoràka, izany hoe manao feo manokana izay fanaony rehefa avy manatody na raha misy zavatra atahorany [1.1]

Anagrams  4  fikaroka, fikoraka

Updated on 2023/01/20