| Entry | 1 fikopahana |
| Root | 2 kopaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
5 Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1] |
| Explanations in English |
6 A fan
[1.2] |
| Explanations in French |
7 Eventail, ventilateur
[1.3#169] |
| Examples |
8 ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena.
[2.285#]
|
| Synonyms | 9 fikopaka |
| Anagrams | 10 fikapohana, fikopahana |
| Updated on 2025/12/23 |
|