Entry fikolelaka (kolelaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mikolelaka, izany hoe mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetana ambany dia ambany amin' olona dokadokafana
Mitovy hevitra: fisolelaka [1.1]
Synonyms fisolelaka

Updated on 2023/01/20