Entry fikobahana (kobaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fihetsiketsehana ao anaty zavatra
¶ Fampidiran-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika an' ireo vody tahombary nojinjaina ka voasoroka [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31