Entry fikezahana (kezaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny aina: Tsy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1]

Updated on 2023/01/05