|
|
|
|

Entry1  fijokoana
Root  2  joko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] otrika, famitsahana hamely
5  [1.1] Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko avy eo am-baravarankely ny fifokoan' Isambilo ilay akohoko

Updated on 2024/12/26