Entry | fijinja (jinja) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto [1.1] | |
Examples | Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja.
[2.996] | |
Updated on 2023/04/09 |