Entry | 1 fijejojejoana |
Root | 2 jejojejo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha |
Explanations in English |
5 [1.7] wanton or lewd conduct |
Explanations in French |
6 [1.3#294, 1.8] la dissipation 7 [1.3#294] la légèreté, la luxure |
Examples |
8 ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. [2.996#56.004.019] |
Updated on 2024/12/11 |