| Entry | 1 fijafajafa |
| Root | 2 jafajafa |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona mijafajafa, mikaikaika; fitomany mafy: Tsy te handre ny fijafajafan' ny zaza tsindronina aho
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Manière dé crier
[1.3#289] |
| Updated on 2025/12/08 |
|